NY KANDIDA NY VOVONANA FIRAISAKINA NO NISANTATRA NY FAMETRANA FIRATSAHAN-KOVIDIANA TETO MORONDAVA

170 0

Ny alatsinainy 8 Aprily 2024 tamin’ny telo ora no tonga nanatitra ny taratasy filatsahan-kovidian’andriamatoa Mamy Clavier teo anivon’ny OVEC Morondava ny vovonana FIRAISAKINA , izy moa no kandida voalohany nanatitra ny antotan-taratasy filaatsahan-kovidiana ho an’ny distrikan’ny Morondava

Nanngonin’i RA-PA Menabe

Related Post

πŸ‘‰π…πˆπ‡π€π“π‘π„π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
βœ…πŒπ’πšπ­π«π’π€πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π’π‘πŒπ• 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 π›π’π«πšπ¨π¦-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 πŒπžπ§πšπ›πž 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨…

VITA NY TETEZAN’NY MANANDONA

Posted by - mai 16, 2024 0
Tetezan’i manandona antsirabe faharoaVita soamantsara ary efa azo ampiasaina ny tetezan’i manandona ao antsirabe faharoa mihazo ny RN7Tonga nanolotra izany…