Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

443 0
π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ | π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€π-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ π‡πŽ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€π’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€
—-
Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no tonga nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiana tao amin’ny OVEC District Antananarivo Avaradrano ny Lisitra natolotry ny Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy, izay notarihin’Andriamatoa Avotraina Andriamosa Ben’ny Tanana Kaominina Sabotsy Namehana, mitarika izany lisitra izany, notronin’io Mpiray lisitra aminy,
– RANDRIANTSOA Jimmy Heliasina (Ben’ny tanana Kaominina Alasora)
– RAKOTONDRANAIVO Rivondrabevala Lazasoa (Ben’ny Tanana Ambohitrabiby)
– RAOELIARISON Haja ( Ben’ny Tanana Anjeva Gara)
 
Tonga nifanohana amin’izy ireo ihany koa ny :
Ben’ny Tanana Ambohimanambola, Ramatoa RAHAGARISON Soanantenaina Manantsialonina
sy ny Ben’ny Tanana Ankadinandriana, Andriamatoa MALALA Nandrandraina Gerard Herizo
 
Tiana manamarika fa ity lisitra tarihin’ny Avotra ity no nahatonga taratasy firotsahan-kofidiana voalohany teto anivon’ny OVEC Avaradrano.

Related Post

FAMPIELEZAN-KEVITRA π€πŒππ€ππˆπ‡π˜ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
π„πŸπšπ­π«πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐒π₯𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐨 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐬𝐨π₯π¨π¦π›πšπ―πšπ¦π›πšπ‘π¨πšπ€πš 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πƒπ’π¬π­π«π’π€πšπ§’𝐒 π€π¦π©πšπ§π’π‘π² 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐑𝐒𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 19 π“π¨πžπ«πšπ§πš 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…