โ
Tontosa androany maraina tao amin’ny efitrano malalakin’ny fitaleovam_paritrin’ny teknika sy fampihofanana arak’asa tao Andabatoara, Morondava ny fifamin_drampitatana teo amin’ny Talem-paritry vonjimaika Andriamatoa Saรฏd Ben Youssouf Ali izay niandraikitra ny fampandehanan_draharaha teo aloha sy ny tale vaovao Christophe Tovondraza Juliot.
โ
Izao lanonana famindram_pitatanana izay dia notarihin’ny Prรฉfet ny Morondava Rafidison Fidรจle ary notronon’ireo talem-paritra ato Menabe sy ny assistants parlementaires ny solom_bavambahoaka voafidy tato amin’ny Distrikan’ny Morondava ary ireo mpiasa eo anivon’ny fitaliava-mparitry ny fampianarana ny teknika sy fampihofanana arak’asa teo koa ireo avy amin’ny fitaleovam_paritrin’ny serasera sy ny kolontsaina Menabe.
โ
Nandritrin’ny Fandraisam_pitenena izay nataon’ny tale vaovao moa dia nisaotra ny fitondram-panjakana foibe izay tarihin’ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina tamin’ny fanendrena azy ary nisaotra ny minisitrin’ny fampianarana teknika sy fampihofanana arak’asa nanome fahatokisana azy, hiezaka hanao izay tratran’ny aina aho hoy ny tale vaovao mba hapirborobo ny fampianarana teknika sy fampihofanana arak’asa, vonona koa izy ny hanarina ny lesoka izay hita ny rehetra teo amin’ny fitaleovam_paritrin’ny teknika sy fampihofanana arak’asa teo aloha, manatena ny fiarahamiasa avy amin’ny rehetra hoy ny tale vaovao fa tsy misy fampandrosoana raha tsy misy ny fiarahamiasa.
๐๏ธ Ra_Pa Menabe
Related Post
FANKALAZANA NY 64 TAONA NY FAHALEOVAN_TENAM_PIRENENA FARITRA MENABE
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha 22 Jiona ny fety fankalazana ny fetim_pirenena Malagasy sy ny tsingerin_taona ny nijoroan’ny foloalindahy…
๐ฆ๐ข๐๐ข๐ ๐๐๐ฉ๐๐ ๐๐๐๐ข๐๐๐ ๐ฉ๐ข๐๐๐๐๐ฌ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐ข ๐ก๐๐ญ๐๐ฅ๐ ๐๐๐ง๐๐ข๐ฉ๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ญ๐ฎ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐ข
๐ท๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐ข ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐โ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ข ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐…
๐ก๐๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ก๐
โบAo anatinโny fanatanterahana ny torimariky ny filoham-pirenena mikasika ny fitondram-panjakana manakaiky vahoaka dia manatanteraka ny fitsarana manakaiky vahoaka ny eo…
Autisme Madagascar nitombo iray ireo faritra misy azy
Natsangana tamin’ny 11 avril 2024 taty Morondava ny antenne faha 10 ny fikambanana Autisme Madagascar. Tafiditra anatin’ny hetsika fankalazana ny…
๐ฉ๐๐ณ๐ ๐๐ผ๐ ๐๐ฌ๐ ; ๐ผ๐ต๐ฟ๐น๐ ๐๐จ๐๐จ 2 ๐จ๐๐ฐ๐โ๐๐ ๐ญ๐๐บ๐๐ฐ๐๐จ๐ ๐ฝ๐ถ๐๐น๐
โ Niditra taminโny andro faha 2 roa ny festival Botry ato Belo sur Mer ka maro ireo hetsika notanterahina izay…
INONA NY VAOVAO ?
-
GROUPE JCR VANIALA: MANOHANA NY LAFINY FANATANJAHATENA.
novembre 16, 2024 -
MORENGY SOMAN`ANDRONA – Kolontsaina lova avy tamin`ny Ray amandreny be
septembre 10, 2024
NY VAOVAO TEO ALOHA ?
-
11:04 am - novembre 24, 2024
Reniranon’ny LAGNIRANO | harem-bakoka lehibe eto Fort Dauphin
-
10:33 am - novembre 24, 2024
LETCHI MANDRITSARA – ๐ ๐๐ง๐ข๐๐๐๐, ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ฅ๐ข ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ก๐๐ข๐ -๐๐ข๐๐๐ง๐ฅ๐
-
12:18 am - novembre 24, 2024
TAMBOHO NIHOTSAKA | 3 MIANAKA NO INDRAY NAMOY NY AINY
-
11:52 pm - novembre 23, 2024
MANOHY NY FAMPANDROSOANA I JEROME – HATOLOTRY NY FIKAMBANANA AVOTRA SABOTSY NAMEHANA
-
9:34 pm - novembre 23, 2024
Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty
METEO
Plus de prรฉvisions: Previsions meteo 30 jours