Sosialy AMBATONDRAZAKA | IKAMBANANA FIHAVANANA MANASOA. Posted on mars 31, 2024 at 7:46 pm by feonydemokrasia 500 0 Amin’izap fetin’ny Paska izao dia nahatsiaro manokana ireo sahirana ao amin’ny Fokontany Atsimondrova, Kaominina Ambonivohitra Ambatondrazaka ny fikambanana Fihavanana Manasoa ka nizarana fanampiana (paniers garnis) ho an’ireo fianakaviana sahirana miisa 100 ny Sabotsy 30 Martsa 2024. Nisaotra ireo zanak’ampelezana monina any ivelany nanampy ny fikambanana sy ireo mpikambana rehetra nanatontosa ny hetsika moa ny filoha Hery RAKOTOMANANA Nangonin’i Lova Janà
𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘂𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝘂𝗿-𝗻’𝗻𝘆 𝗟𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗖𝗹𝘂𝗯 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗰𝘁 𝟰𝟭𝟳, 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟴𝟴 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮-𝘃𝗼𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗮𝘇𝘆 Posted by Ra PA - février 15, 2026 0 Morondava, 15 Febroary 2026 Tonga eto Morondava tamin’ny 12 ora atoandro teo ny Governoran’ny 𝐋𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐂𝐥𝐮𝐛𝐬 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝟒𝟏𝟕, 𝐋𝐢𝐨𝐧…
𝐕𝐎𝐀𝐍𝐉𝐎 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 : 𝐌𝐈𝐑𝐎𝐒𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐑𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 Posted by Ra PA - avril 27, 2026 0 Nitsidika ny Distrikan’i Belo sur Tsiribihina ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, 𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐎 𝐆𝐚𝐞̈𝐭𝐚𝐧, omaly alahady 26 Aprily…
𝗛𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’I 𝗝𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗬 𝗥𝗔𝗩𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 Posted by Ra PA - octobre 3, 2025 0 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗘𝗠𝗔𝗛𝗔𝗩𝗔𝗧𝗥𝗦𝗘 𝗘𝗟𝗔𝗛𝗜𝗦𝗔𝗢𝗥𝗘 ; 𝗖𝗼𝗻𝘀𝘂𝗹𝘁𝗮𝗻𝘁 𝗲𝗻 𝗱𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗦𝗼𝗰𝗶𝗼 𝗘𝗰𝗼𝗻𝗼𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲 : 𝑨𝒛𝒂 𝒎𝒊𝒋𝒂𝒃𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒐𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒇𝒂𝒏𝒈𝒂𝒓𝒐…
𝐇𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐁𝐈𝐅 𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 Posted by feonydemokrasia - février 2, 2025 0 Niroso tamin’ny araky ny tokony ho izy ny fampiarana ny naoty izay mikasika ireo fepetra fanatsarana ny fitantanana ny tanim-panjakana…
NITSIDIKA NY CENTRE ECO-TOURISTIQUE MENABE NY MINISITRY NY SERASERA SY KOLON-TSAIANA Posted by Ra PA - mars 15, 2025 0 Namaranan’ny minisitry ny serasera sy ny kolon-tsaina ny fitsidihany ny faritra Menabe ny fitsidihana ny centre eco-touristique Menabe ary nandritra…