โ Noho ny fangatahana fihaonana manokana taminโny Filohanโny Antenimierandoholona, nataonโireo milaza ho mivondrona ao amin’ny ยซย ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐น๐๐ ๐๐๐๐-๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐-๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐จ๐น๐ญ๐ด)ย ยป, dia noraisinโAndriamatoa jeneraly ๐น๐จ๐ฝ๐จ๐ณ๐ถ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐น๐๐๐๐๐๐ teto aminโny LapanโAnosikely izy ireo omaly alarobia 20 marsa 2024.
๐Marihana fa ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ka izay no ilazร na hoe ยซย ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ย ยป. Nambaranโireo tonga nitsidika fa tsy manana fikasana hanongam-panjakana velively izy ireo, fa te hamerina indray ny soatoavina malagasy, izay lazain’izy ireo fa very ankehitriny. Nangataka izy ireo ny mba ampitanโny Filohanโny Antenimierandoholona aminโny tomponโandraikitra voakasika ny mba hahafahanโizy ireo manao tolo-kevitra.
๐Nanazava tamin’izy ireo ny Filohanโny Antenimierandoholona fa ny fahendrena sy soatoavina voalohany, dia ny fahaizana sy fanajร na ny lalร na velona. Koa tokony :
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ร ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ry zareo, fa tsy hisora-tena am-bava fotsiny;
๐arahana ny lalร na velona, ka ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐’๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐. Mangataka alalana amin’ny tompony na tompon’andraikitry ny toerana ihany koa vao miditra, toy ny ao amin’ny Kianja Mahamasina, fa tsy mitady hanao an-terisetra fotsiny,
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐’๐๐๐๐๐ izy ireo fa fandikan-dalร na izany araka ny andininy faha 115 ao amin’ny lalร na famaizana sy ny andininy faha 18 ao amin’ny lalร na 2014-006 taminโny 17 jolay 2014. ๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐.
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐น๐๐ ๐๐๐๐-๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐.
โ ๏ธNy tsy fanajana ireo fepetra ireo hoy ny Filohanโny Antenimierandoholona, dia tsy fanarahan-dalร na ka tsy maintsy handray fepetra hentitra ny Tompon’andraikitra eny ifotony, na olom-boatendry io na olom-boafidy ary indrindra mpitandro ny filaminana.
โ Nohazavain’ny Filohanโny Antenimierandoholona ihany koa fa ny fomba eto Madagasikara, dia nisy antony daholo no nanaovan’ny Ntaolo azy, mba handrindrana sy handaminana ny fiainana an-davanandro. Koa ilaina fantarina izany antony izany, fa ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.
๐Mahakasika manokana ny fangatahanโizy ireo hanolo-kevitra amin’ny tompon’andraikitra, dia nambaranโny Filohanโny Antenimierandoholona fa efa misy ny tomponโandraikitra misahana manokana ny aminโizany voalazan’ny Lร lam-panorenana sy ireo didy aman-dalร na maro. Ny tompon’andraikitra ara-panjakana koa matoa voatendry dia manana ny fahaiza-manaony ary miara-miasa amin’ny tompon’andraikitra manana fahaiza-manao sy traikefa, ka tsy tokony hambaniana hoe ยซย ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐’๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ย ยป.
โ Teo am-pamaranana dia nambaranโAndriamatoa Filohanโny Antenimierandoholona fa ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐ ร ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, toa izay kasain’ireto fikambanana ireto atao.
Nangonin’i Lysan Rabenjamina