𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 π‡πšπ£πš π‘πžπ¬πšπ¦π©πš 𝐧𝐚𝐧𝐨π₯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐒𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐭𝐚𝐧𝐲 π“π¬π’π¦πšπ―πšπ¨π›πž

214 0
Androany hariva no tonga nanolotra jiro 16 tao amin’ny fokotany Tsimavaobe velom_pisaorana sy nankasitraka ny minisitra ary mangataka fanamboarana ny lalan’ny Morima. Ny solontenan’ny ray aman_dreny koa dia faly amin’ny fahazoan’ny jiro ary misaotra satria nahazo hazavana ary mangataka ny hizarana roa ny fokotany Tsimavaobe satria mivelatra be ny fokotany , efa misy ny toerana hanaovana biraon’ny fokotany hoy izy , nanamafy koa izy ny fanamboarana ny lalana izay efa nolazain’ny Filohan’ny fokotany ary mangataka fanaovana kopia sy karam-panondrom_pirenena faobe.
 
Nilaza moa Andriamatoa minisitra Haja Resampa fa ny antony nanomezany ireo jiro ireo dia iraky ny fitondrana foibe ary mba hitsinjovana ny rehetra satria maro ireo mijaly nohon’ny haizina rehefa hariva na maraina ka nohon’ny fanatanterahana ny velirano faha roa ny Filoha dia natao izao ary ho jerena akaiky ireo tanora tsy manana kopia ka tsy afaka manao karatra ka hotanterina amin’ny tompon’andraikitra manandrify azy ireo hetahetan’ny mponina satria zay no maha minisitra mpiahy azy hoy izy.
Nivaly avy hatrany ny fangatahan’ireo tanora ka baolina 4 no azon’izy ireo niaraky tamin’ny Maillot roa.
 
Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024 0
π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…