Toamasina | Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena

203 0
馃搶Resaka fandriam-pahalemana ny resaka eto:
Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena ,ary ny Tale iraisam-paritry ny angovo.
 
馃搶Efa misy ny paik’ady hapetraka, mba hampihenana ireo trangana tsy fandriam-pahalemana eo anivon’ny fokotany.
Ny P么lisy manao fisafoana,manampy ny andrimasom-pokon’olona,ary ny Fitaleavana iraisam-paritry ny angovo, hanome jiro hanazav脿na ny tanana.
 
馃啍 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

Kaominina ambanivohitra Bemokotr脿 | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
饾悁饾惂饾惌饾悮饾惂饾悮饾悵饾悮饾惎饾悮/饾悂饾悶饾惁饾惃饾悿饾惃饾惌饾惈饾悮虁: 饾悕饾悽饾惌饾惃饾悿饾悮饾惂饾悮饾惂饾悮 饾惌饾悮饾惁饾悽饾惂’饾惂饾惒 饾悷饾惃饾惁饾悰饾悮 饾惃饾悷饾悽饾惉饾悽饾悮饾惀饾惒 饾惂饾惒 饾惁饾悮饾惈饾悮饾悽饾惂饾悮 饾惌饾悶饾惃 饾惂饾惒 饾惌饾惉饾悶饾惂饾悮 饾惂饾悮饾惌饾悮饾惃 饾悽饾惉饾悮饾悿饾惒 饾惂饾惒 饾悁饾惀饾悮饾悺饾悮饾悵饾惒. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…