OBSERVATOIRE DE L’ EAU HAUTE MATSIATRA AMBONY. (OREHM)

392 0

๐Ÿ“Œ Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalร na handrafetana ny Observatoire de l’Eau , Rรฉgion Haute Matsiatra (OREHM); handraisan’ireo mpisehatra marolafy anjara, ahitana ny avy eo anivon’ny Faritra, ny fiaraha-monim-pirenena,ireo ONG, Tetik’asa/Fandaharan’asa maro misehatra amin’ny rano,sns…

๐Ÿ“Œ Araka ny fantatra dia hivoaka tsy ho ela ny lisitr’ireo mpikambana handrafitra ny Komity. Ny fanehoana ireo voka-pikarohana ara-tsiantifika tao amin’ny Farihy Antarambiby sy ny momba ny tahirin-drano ambanin’ny tany tany amin’ny Distrika Ambohimahasoa moa no isany natao nandritran’ny fampahafantarana ny fijoroany androany.

๐Ÿ†”  Nangonin’i Ando RAFAHATELO

๐Ÿ“ท Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ |๐“๐š๐Ÿ๐š๐ฉ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ซ๐š๐ญ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง-๐ค๐จ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐งโ€™๐ข ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐•๐€ — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…