Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

483 0
ππ€πŒππŽπ‘πˆπ’πˆπŠπ€ 𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π‡πˆπ’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 π€πŽ π€ππ€π“πˆπβ€™ππ˜ π‹πˆπ’πˆπŒ-ππˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€ π“π„πŽ π€π‹πŽπ‡π€ πŒπ€π‘π‚ π‘π€π•π€π‹πŽπŒπ€ππ€ππ€
πŸ“Œ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay notanterahina ny Antoko Tiako i Madagasikna, teny Imerinkasinana, ao anatin’ny Kaomina Anjeva Gara, dia nanentana ny vahoaka Malagasy tsy vaky volo ny tenanany hanoratra ny anarany ao anatin’ny Lisim-pifidianana, izay fantatra fa hikantona amin’ny faha 15 volana Febroary.
 
 
πŸ“Œ Androany Sabotsy 03 Febroary 2024 tokoa mantsy no nifaome fotoana ny Antoko Tiako i Madagsikara fa hamboly hazo, ka teny Imerinkasinina no toerana nosafidiana hanatanterahana izany.
 
πŸ“Œ Fantatra fa zanan-kazo miisa 10 000 eo ho eo no voavoly, vory marobe tokoa ireo mpikambana ao amin’ity antoko ity nanatanteraka izay fanajariana ny tontolo ho maintso indray.
 
πŸ“Œ Ankoatry ny Antoko Tiako i Madagasikara, dia nisy ihany koa ireo Fikambanana maro samy hafa tonga nanatevin-daharana azy ireo, ka nitondra ny anjara birikiny amin’izany fambolen-kazo izany. Anisan’izany Fikambanana Tontolo Madio, avy eny Sabotsy Namehana eny, izay notarihin’ny Filohan’izy ireo, Andriamatoa
ANDRIANARIVONY Sitraka.
 

Related Post

Ady amin’ny famarinan’olombelona sy asa an-tery mifandraika amin’ny fanandevozana

Posted by - novembre 5, 2025 0
𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 π…π€ππ€π‘π€π‘π€πŽπ“π€ππ€ 𝐓𝐄𝐑𝐀-π“π€ππ˜ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ ππ€πŒππ€ππ€πŽπ•πˆππ€ 𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐍-π“π„π‘πˆπ•πŽπ™πŽππ€ π“π€ππ˜ π‚π€πŒππŽπƒπ†π„ : π‹π„π‡πˆπ‹π€π‡π˜ πˆπ‘π€π˜ π•πŽπ€π’π€πŒππŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 ππŽπ‹πˆπ’πˆπŒππˆπ‘π„ππ„ππ€ π€π‘π˜ 𝐄𝐅𝐀 ππˆπƒπŽππŽπŠπ€ π€πŒ-ππŽππ‰π€. Ady…