Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana| Miady mafy amin’ny tsy fandriam-pahalemana

274 0

📌 Toamasina: Manohy ny fanatanterahana ny paik’ady ho fametrahana ny Fandriam-pahalemana maharitra ny Pôlisim-pirenena,araka ny baiko hentitra avy amin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.

📌 Nahitam-bokany ny hetsika manokana izay nataon’ireo Pôlisy avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina, ka olona fito no voasambotra.

📌 Ny 6 amin’izy ireo dia nanao herisetra miharo fanendahana sy sinto-mahery tao Morarano sy Ambolomadinika. Ary ny iray kosa dia tao Ankirihiry.

📌 Ny fanadihadiana no nahalàlana fa misy amin’izy ireo no efa namerin-keloka.

📌 Izao vokatra izao no misy ,dia eo ny fiaraha-miasa amin’ny vahoaka,izay ahitàna ireo olona tsara sitra-po manome loharanom-baovao.

 🆔 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

Asa sosialy sahanin’ny Fikambanana AFF

Posted by - février 4, 2024 0
𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐎𝐑𝐈𝐁𝐎𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝟐 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 Tafiditra ao anatin’ny Asa sosialy…