Commune Rurale Alasora| Nisy nangalatra varavaran’ny sehetra maintso

311 0

Fampahafantarana

Ampahafantarina isika fa nisy nangalatra omaly Alakamisy alina 07 Desambra 2023 ny varavaran’ny sehetra maintso: varavarana vy miloko mena, grille de protection fer Ø12, fer cornière L40
-Halavany: 3 metatra
-Haavony: 2,5 metatra

koa iangaviana izay mahita izany hampandre avy hatrany ny tobim-paritrin’ny zandarimaria Alasora na ny polisim-pirenena Alasora na ny kaominina Alasora.

-Gendarmerie: 034 14 009 54
-Police: 034 05 531 08
-Kaominina: 034 58 041 62

Harovantsika ny fananana iombonana!

Saource : Commune Rurale Alasora Ofisialy

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafan »ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…