Rado Tour Guida | TAOM-BAOVAO MIAVAKA ANY MANAKARA INDRAY

333 0
ANDAO HANDE LAMASININA ANY MANAKARA:
 
Date:
👉 28 Déc à 03 Janv 2023
👉11 Janv à 17 janv 2024
👉01 Fév à 07 Fév 2024
👉28 Mars à 03 Avril 2024
NY TAFIDITRA AO@TARIFS: 700.000 / olona
👉Fitaterana mandroso sy miverina (Crafter/ Sprinter)
👉Fitanterana Ambony rano( Lakana)
👉Billet Train (V.I.P)
Hotel( chambre Confort 6 nuitées 2 à 3 Personnes par chambre : Fianara,SAHAMBAVY ,Manakara, Ranomafana)
👉 Sakafo Mandritra ny Fitsidihana(5 Pd ,5 Dej, 5 D )
👉Fitsangatsanganana@reni-rano matsiatra Fianarantsoa
👉Aventure mandeha lakana ,paysage mafinaritra,
👉Mitsidika n’y Usine sy ny Plantation THÉ de SAHAMBAVY,
👉Fivahinianana@Annexe Lac HÔTEL,
👉Aventure mandeha train ,mahita Zavatra maro eny andalana,mijanona isaky n’y gare ,
👉Afaka mividy karazana sakafo s’y tsakitsaky maro eny andalana
👉Mahita Ihany KOA n’y Cascade d’Andrambovato
👉Fitsangatsanganana eny @Canal de Pangalane + pique-nique
👉Plage Trou de commissaire + animations
👉Mitsidika ny parc Ranomafana
👉Mitsidika ny VALBIO(centre de valorisation et de conservation de Biodiversité); ARBORETUM
👉 Piscine Thermale Ranomafana (Nocturne et Diurne)
 
NY TSY AO ANATINY TOLOTRA DIA NY :
👉SAkafo 1er jour (28 Déc) sy ny SAkafo Dernier Jour (03 Janv)
👉Ny Rano fisotro
👉Ny mety ho filanao manokana
Fandriho dia n’izao ary ny toeranao fa réveillon miavaka indray no hataonao@ty taona ity. efa misy ny misoratra anarana ka aza tara fa voafetra ny toerana 😀
💪Tombony miaraka aminay :
– Misy guide ka Sady azonao ny Ambiance no azonao n’y fahalalana @Tantara sy kolontsaina eto@tanitsika, misy animateur Ihany koa ka ambiance milay be io an, ary azo aloa tsikelikely dia n’izao.
FANAMARIHANA : Hoan’izay Tia hatory ao@Lac Hotel dia mila miteny mialoha
 
👌RADO TOUR GUIDA
👉CONTACT: mp
📱+261 34 53 161 61
📱+261 34 43 797 68
Logt 566 cité des 67Ha C.O

Related Post

𝐒𝐄́𝐍𝐄́𝐆𝐀𝐋 : 𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐝𝐢𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧’𝐢 𝐁𝐚𝐬𝐬𝐢𝐫𝐨𝐮 𝐃𝐢𝐨𝐦𝐚𝐲𝐞 𝐅𝐚𝐲𝐞

Posted by - mai 24, 2026 0
Nanomboka andiam-pifampidinihana ara-politika tao Dakar ny filohan’i Sénégal, Bassirou Diomaye Faye, ho fitadiavana marimaritra iraisana manoloana ny raharaham-pirenena sy ireo…

𝗘𝗩𝗘𝗥𝗘𝗦𝗧 : 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗙𝗔𝗛𝗢𝗙𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬

Posted by - mai 26, 2026 0
Tafapetraka eny an-tampon’ny tendrombohitra Everest, avo indrindra eran-tany, ny sainam-pirenena Malagasy, vokatry ny ezaka sy fahavononan’ny fianakaviana malagasy #Bouka. Zava-bita…