LEHILAHY IRAY SY NY OMBINY NIARAKA MATY AN-DRANO

285 0

Lehilahy iray avy niasa tanimbary (nanao herse) no latsaka tampoka niaraka amin’ny ombiny tao anaty rano, raha nandro sady nampandro ny ombiny omaly. Tao AntsirabeII ao amin’ny faritra Vakinankaratra ity loza ity no niseho.

Tsy fantatra hatreto izay antony nahatonga azy latsaka tampoka,a fa ny fahafatesana nitranga tampoka no mahavalalanina ny vahoaka. Ary ny mahagaga hoy ireo nanatri-maso, dia ity izy maty niaraka tamin’ny biby fiompiny.

Fantatra fa ora iray taorian’ny nilentehany tao anaty rano vao hita ny razana, ary antsasakadiny taorian’ny nahitana ny olona kosa vao hita ny fatin’ilay omby.

Nangonin’i ‘Lay Mahintsy
©GN Vakinankaratra

Related Post

𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎

Posted by - janvier 21, 2025 0
𝐎𝐌𝐄𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 « 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 » 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐘 𝑨𝑴𝑩𝑨𝑻𝑶𝑳𝑨𝑴𝑷𝒀 21-24…

VITA NY TETEZAN’NY MANANDONA

Posted by - mai 16, 2024 0
Tetezan’i manandona antsirabe faharoaVita soamantsara ary efa azo ampiasaina ny tetezan’i manandona ao antsirabe faharoa mihazo ny RN7Tonga nanolotra izany…