ππ€π‡π€π‘πˆπ“π‘π€ π€πƒπˆππ˜ 𝐄𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀 πŒπ€π‡π„π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŠπ€ππ€ π€πŒ-ππ€π•π€ππ˜ π€πβ€™πˆ πˆπ’πŒπ€π„Μˆπ‹ π‘π€π™π€π…πˆππ€π‘πˆπ•πŽ

21 0
Nivoaka ny biraon’ny Sampana misahana ny fikarohana heloka bevava teny Fiadanana tamin’ny 4 ora sy 45 minitra hariva, ny alakamisy 9 Jolay 2026, i IsmaΓ«l Razafinarivo, talen’ny famoahana ao amin’ny Radio Antsiva, rehefa avy nanaovana fanadihadiana nandritra ny adiny efatra mahery.
Araka ny fanazavana nomeny teo ivelan’ny birao, nilamina ny fizotran’ny fakana am-bavany. Tsy mbola nambarany kosa ny antsipiriany momba ireo fanontaniana napetraka sy ny valiny nomeny, noho ny tsiambaratelon’ny famotorana izay tsy maintsy hajaina mandritra ny fanadihadiana.
Voalaza ao amin’ny taratasy fampiantsoana fa ahiahiana ho nanao famoahana vaovao tsy marina sy fampirisihana ho amin’ny fankahalana na incitation Γ  la haine ny talen’ny famoahan’ny Radio Antsiva. Fiampangana mbola eo am-panadihadiana anefa ireo, ka tsy tokony horaisina ho porofon-keloka raha tsy misy fanapahan-kevitra ara-pitsarana manamarina izany.
Notronin’ny mpisolovava azy sy Andry Rakoto, mpandrindra ny CT-OJM, i IsmaΓ«l Razafinarivo nandritra ny fakana am-bavany. Tsy mbola nisy fanazavana ofisialy nivoaka momba izay mety ho tohin’ny raharaha.
Ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety no iray amin’ireo andry iorenan’ny fiarahamonina demokratika. Rehefa ampanginina ny mpanao gazety, mihamalemy ny demokrasia; rehefa matahotra miteny ny vahoaka, manomboka manjaka ny jadona.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post