Mpizahatany vahiny miisa 112 avy any Maurice no tonga teto Nosy Be

319 0
Mpizahatany vahiny miisa 112 avy any Maurice no tonga teto Nosy Be androany maraina niaraka tamin’ny Sambo. Toerana teto Nosy Be no voasafidin’izy ireo hotsidihina: National Park Lokobe, Parc marin Tanihely ary Mont Passot.
Ny faha 24 ny volana Novembre 2023 ny fahatongavan’ny sambo manaraka. Mandrapahatongan’ny volana Mars 2024, sambo maherin’ny 15 no heverina fa mety hotonga eto Nosy Be. Miankina amin’ny toe-draharaha politika eto Madagasikara anefa izany. Avy eto Nosy Be,hihazo any Mahajanga ity sambo ity.
 

Related Post

𝐌𝐀𝐎𝐑𝐈𝐒𝐘 : 𝐍𝐚𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞

Posted by - décembre 8, 2025 0
Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataon’ny 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐨𝐫𝐢𝐬𝐲, ka nanamarika dingana vaovao…