Mitombo ny ahiahinβny mponina noho ny kalitaonβny rano avy aminβny paompinβny JIRAMA, izay matetika misy fofona tsy mahazatra ary somary manompy volon-tany ny lokony. Rano fisotro sy ampiasaina andavanandro no resahina, ka mety hiteraka aretinβny tsinay, typhoΓ―de na kolerΓ , indrindra ho anβny ankizy sy ny olona marefo.
Antony lehibe 3 no nahatonga izany araka ny fanazavana noentinβny Jirama ny faha 16 Desambra 2025 lasa teo, ary efa nisy ny fepetra maro noraisina, kanefa hatraminβizao volana Janoary izao, dia mbola tsy miova io faharatsianβny Kalitaonβny rano io, raha araka ny fanadihadihana natao taminβireo Mpiandry Paompy sy ny ireo Mpatsaka rano tafaresaka taminay. Araho ny fanazavana β¦
NangoninΒ Β»Lay Mahitsy




