𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 πŒπˆπ‘π€π˜ π‡πˆππ€ πŒπˆπ“π€πƒπ˜ π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒ-ππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€

103 0
π‘­π’Šπ’Œπ’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’π’‚π’π’‚ π’Šπ’—π’π’π’…π’“π’π’π’‚π’’π’π’š 𝑭𝑲𝑻 45 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’’π’π’š π’Œπ’‚π’π’Žπ’Šπ’π’Šπ’π’‚ 7 ( Tsarasaotra, Ankazoambo, Alakamisy Ambohijato, Ivony, Ivato, Ambositra I sy II)
α΄›α΄€Ι΄α΄Šα΄Ι΄α΄€: Ny.hisian’ny fandriampahalemana maharitra hoan’ny tantsaha sy miady amin’ny fandrimpahana tsy ara-drariny harena voajanahary izay iankianan’ny tontolo iainana
πŸ‘‰Nisy ny fivoriana fanaon’izy ireo isam-bolana tao Vatomasina, ka tamin’ity anio.ity dia tafiditra tao anaty laha-dinika ny tatitra mahakasika ireo asan-dahalo nifenesisesy tao anatin’iray volana izay tao amin’ireo kaominina ireo
πŸ‘‰ Niisa 7 ny fanafihana saingy tafaverina ny omby tamin’ireo.halatra 6 noho ny ezaka nifarimbonan’ny fikambanana tamin’ny alalan’ny fanarahan-dia
πŸ‘‰ Hametraka ny paik’ady hampihenana izany asan-dahalo izany ihany koa ny fikambanana ao anatin’ny iray volana manaraka
πŸ‘‰ Tonga namaly ny antso nataon’izy ireo Rtoa Goverinoran’ny Faritra Amoron’i Mania: nihaino ny hetaheta sy nanolotra fitaovana toy ny fanamafisam-peo, finday ary Siflet hoan’ny Fikambanana
 
πŸ“ƒ OJM Amoron’i Mania Jean Aime Nomenjanahary

Related Post