Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara.
๏Vita ny BAC eo amin’ny reniranon’i Mahajilo mampitohy ny renivohitrin’ny distrikan’i Miandrivazo sy ireo kaominina valo (08) izay nitoka-monina nandritra…