π
πππππππππ ππππππππππ ππππππππππ ππ πππππ π
ππππ
πππ | πππππππ πππππππ ππ ππππππππ ππ ππ ππππππ
βπ
ππ«π’ππ«π ππ¦π¨π«π¨π§’π’ πππ§π’π
β
βπ»πΆπ΅π»πΆπΊπ¨ π΅π ππ¨π΅πΆπ΄π·πΆπ¨π΄-π·π°π½π¨π½π¨π―π¨π΅π¨ π°π½πΆπ΅’π΅π ππ¨π΅π²π¨π³π¨ππ¨π΅π¨ π΅π ππ¨π―π¨ 30 π»π¨πΆπ΅π¨ π΅π°π±πΆπΉπΆπ¨π΅’π΅π πΊπ¨π΄π·π¨π΅π¨ π΄π°π¨π«π°π«π π΅π π½π¬π―π°π½π¨π½π
βπ¨π«π½π¨π΅π»π°πΊπ»π¨
β
βππππππ 15 π½πππππππ ,π΅πππππππππ π°πππππππππ π°ππππππππ’
β
βπΒ Β» π½πππππππ ππππππ πππππΒ Β» ,io no lohahevitra nanamarihana ny fankalazana
βπ Vehivavy mandray andraikitra sy nampaherezina hampiasa ny fahafaha-manao izay nomen’Andrimanitra azy io no vinan’ny Sampana miadidy ny vehivavy advantista
βπ Manoloana ny herisetra sy ny olana mpahazo dia nentanina ny vehivavy hanantona an’I Jesosy ,hanokana fotoana raikitra hikasihan’i Jesosy ny fony amin’ny fandinihana ny teniny ,mila miala sasatra koa ho fandinihan-tena na eo aza ny rotoroto nifototra tao amin’ny Jeremia 1:7 io no hafatra nentin’ny Rtoa RAHELINJATOVO Tatamo Tsararindra ,Filohan’ny Sampana miadidy ny vehivavy sy ny akizy eo anivon’ny Fivondronamben’ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro fahafito eto amin’ny Ranomasimbe Indianina ( IOUC)
βπ Mifameno ny lehilahy sy ny vehivavy tsy tokony hisy fanavahana ,manana hery manokana kokoa mihoatra ny lehilahy ny vehivavy ary ny fampandrosoana dia miainga avy amin’ny tsirairay io no hafatra nomen’ny Prefet Ambositra Rtoa RAZAZAROANABAVY Felanirina Hortensia
Nangonin’i Fenitra




