Io no sorabaventy mirantiranty nataon’ny olona manodidina ny trano fitehirizanโentana ao aminโny Fokontany Ankilimarovahatse izay fametrahanโny PAM entana.
Nambaranโireo mponina manodidina fa vokatry ny fahasimbanโireo entana tehirizina ao (Vary sy Lojy) no mahatonga ny fofona maimbo tsy azo iainana.
Tsy mbola misy aloha hatreto ny fe-petra noraisina manoloana izao fofona maimbo io ka manamafy ny fitarainananโireo vahoaka manodidina ny Lefitry ny Benโny Tanana sy ny Chef Fokontany.
Nangonin’i JOB








