๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

127 0
โœ…๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ
๐Ÿ‘‰Notanterahina tao aminโ€™ny kaominina ambaniohitry Befasy ny sabotsy faha 31 Mai 2025 ny fanolorana ny marim-pakasitrahana aminโ€™ny fahafahanโ€™ny kaominina ambanivohitry Befasy sy Analaiva aminโ€™ny fahafahana ny fangerena amonto na anโ€™ala izay notrononโ€™ireo mpitondra fanjakana ato Menabe nahitana ny teo anivonโ€™ny faritra sy ny Prefektiora ary ny talemparitry ny mponina sy firaisakina sy ny talemparitry ny fahasalamam-bahoaka niaraka taminโ€™ny talemparitry ny rano fisotro madio sy fidiovana ary ny kaomadinโ€™ny vondrotobim-pileovanโ€™ny zandarmiaria Menabe .
โ–ถ๏ธIzao moa no tanteraka dia nohonโ€™ny asa nataonโ€™ny ONG SAHI taminโ€™ilay tetikโ€™asa ยซ Fafirano 3 ยป izay novatsianโ€™ny UNICEF vola nafahana nanatanteraka azy ; tsy azo izao vokatra izao hoy ny mpandrindram-paritra ny ONG SAHI ato Menabe Tsiravanonja Josรฉ Modรฉle ka hisaorana ireo mpiara mientana rehetra indrindra fa ny kaominina dia ny benโ€™ny tanananโ€™ny Analaiva sy Befasy ary ireo mponina aminโ€™ireo kaominina roa ireo nohonโ€™ny ezaka nataonโ€™izy ireo teo koa ny tanora aronโ€™ny vahoaka izay nanampy be taminโ€™ny fanentanana ; tsy hijanona eto izao hetsika izao fa ny tanjona no tratra ka mangataka ny kaominina hitazona izao vokatra tsara izao , ary hisaorana ny mpamatsy vola navitana izao hetsika izao hoy hatrany izy .
โ™ฆ๏ธSamy resilahitra moa ny rehetra fa tsy mora ny fiadiana aminโ€™ny tay miparitaka nohonโ€™ny kolon-tsaina sy ny en-timanana ka misoatra ny ONG SAHI sy ny mpiara-miom-bonantoka ary ny mpamatsy vola ireo tomponandraikim-panjakana aty Menabe ary vonona hiara hientana hatrany aminโ€™ny fitazomana izao vokatra tsara izao ary fantatra nandritra izany koa fa hiitatra aminโ€™ny kaominina rehetra ato Menabe ny ady atao aminโ€™ny tay miparitaka izao ka atao filamatra ny kaominina ambanivohitry Befasy sy Analaiva ary atao miara-dalana aminโ€™izany koa ny fanohizana ny fametrahana ny rano fisotro madio ho anireo fokotany mbola tsy misitraka izany
๐Ÿ‘Milaza moa ireo mponina fa mitondra fahasalamana ho azy ireo ny fampiasana lavampiringa ka izay no naha resy lahatra azy ireo ka entitra ny fifampifehezana eny anivonโ€™ny fokotany ho anโ€™ireo tsy mampiasa lavampiringa ka samy mampiasa avokoa ny rehetra mba ho fitsinjovana ny fahasalamanโ€™ny rehetra .
โœ๏ธRA PA

Related Post

๐Œ๐€๐๐€๐†๐€๐“๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐‡๐€๐Œ๐ˆ๐“๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐ŸŽ๐๐ˆ๐•๐„๐‘๐’๐ˆ๐“๐„ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ๐๐˜ ๐๐„๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐€๐โ€™๐๐˜ ๐๐„๐Œ๐€๐๐Ž๐๐†๐€

Posted by - fรฉvrier 16, 2025 0
๐™‰๐’š ๐’—๐™ค๐’๐™–๐’๐™– ๐™–๐’‘๐™ง๐’Š๐™ก๐’š 2022 ๐™ฃ๐’ ๐’๐™ค๐’•๐™ค๐’Œ๐™–๐’๐™–๐’๐™– ๐™ฃ๐’š ๐’…๐™ค๐’“๐™ฉ๐’๐™ž๐’“ ๐’‰๐™ค ๐™–๐’โ€™๐’๐™ฎ ๐™ค๐’๐™ž๐’—๐™š๐’“๐™จ๐’Š๐™ฉ๐’† ๐’‰๐™ค ๐™–๐’โ€™๐’๐™ฎ ๐™›๐’‚๐™ง๐’Š๐™ฉ๐’“๐™– ๐™ˆ๐’†๐™ฃ๐’‚๐™—๐’† ๐’Š๐™ฏ๐’‚๐™ฎ ๐™ข๐’‚๐™ฏ๐’‚๐™ ๐’‚ ๐’Ž๐™ฅ๐’Š๐™–๐’๐™–๐’•๐™ง๐’‚ 300 ๐’‰๐™–๐’•๐™ง๐’‚๐™ข๐’Š๐™ฃโ€™๐™ž๐’›๐™–๐’…