 Nivoaka taminβny fahanginany manoloana ny tsindry hazolena mianjady aminy ny Mponina ao aminβny Distrikanβny Betroka, nisolon-tena nitondra ny hafatrβizy ireo ny Prezida AMIR, navoakanβny mpomba azy ireo an-tambazotra izany, ka niparitaka eranβny facebook. Voarakitra ao anatinβio fanambarana ampahi-bemaso io ny ny fijerinβizy ireo fa efa mivoana mankany aminβny tsy tokony ho izy intsony izao fomba fitantananβny Solombavambahoaka lany tany an-toerana izao. Manoloana izany indrindra dia niantso vonjy aminβAndriamatoa Filohanβny Repoblika sy ny Praiminisitra izy ireo.
 Nivoaka taminβny fahanginany manoloana ny tsindry hazolena mianjady aminy ny Mponina ao aminβny Distrikanβny Betroka, nisolon-tena nitondra ny hafatrβizy ireo ny Prezida AMIR, navoakanβny mpomba azy ireo an-tambazotra izany, ka niparitaka eranβny facebook. Voarakitra ao anatinβio fanambarana ampahi-bemaso io ny ny fijerinβizy ireo fa efa mivoana mankany aminβny tsy tokony ho izy intsony izao fomba fitantananβny Solombavambahoaka lany tany an-toerana izao. Manoloana izany indrindra dia niantso vonjy aminβAndriamatoa Filohanβny Repoblika sy ny Praiminisitra izy ireo. Tsy niandry ela koa anefa ny Mpomba anβilay Solombavambahoaka votonontonana, ka nitondra valin-kafatra sy fanitsiam-baovao avy hatrany izy ireo.
 Tsy niandry ela koa anefa ny Mpomba anβilay Solombavambahoaka votonontonana, ka nitondra valin-kafatra sy fanitsiam-baovao avy hatrany izy ireo. Nambaranβizy ireo ankarihary fa tena Depute manao ny asany raha ny Depute Jean Nicolas RANDRIANASOLO, fa fanosoram-potaka sy fanaratsiana bevata izao ataonβny ekipanβi Prezida AMIR izao. Mangataka ny fitondram-panjakana ihany koa izy ireo handray fepetra aminβizao ataonβny andaniny izao.
 Nambaranβizy ireo ankarihary fa tena Depute manao ny asany raha ny Depute Jean Nicolas RANDRIANASOLO, fa fanosoram-potaka sy fanaratsiana bevata izao ataonβny ekipanβi Prezida AMIR izao. Mangataka ny fitondram-panjakana ihany koa izy ireo handray fepetra aminβizao ataonβny andaniny izao. Na misy aza anefa ny fifandrohitana ara-pΓ΄litika sy arakevitra tahaka izao, dia mbola iray tsy mivaky i Betroka, ary samy te haneho fa ao anatinβny fonβny tsirairay ity Distrikanβny Betroka ity.
 Na misy aza anefa ny fifandrohitana ara-pΓ΄litika sy arakevitra tahaka izao, dia mbola iray tsy mivaky i Betroka, ary samy te haneho fa ao anatinβny fonβny tsirairay ity Distrikanβny Betroka ity. 
         
                                
 
					 
					 
					 
					 
					 
					 
					 
					 
					 
                     
                     
                     
                     
                    




