Velon-taraina ny vahoaka ao aminโny Kaominina Andriamena, Distrika Tsarantanana, Faritra Boeny, satria diso fanantenana ny vahoaka manoloana ny fitsimbadihanโny vokam-pifidianana, nambaranโizy ireo voahitsakitsaka ny zo sy safidinโny mpifidy, ary nohamafinโny mponina hatrany fa very maina ireo ezaka sy fitiavan-tanindrazana nasehonโny mpanohana rehetra ka mangataka ny tomponโandraikitra mahefa rehetra handray andraikitra aminโity toe-draharaha ity.













