Banky Foiben’i Madagasikara Fianarantsoa: Tsy nisy nanafika izany fa nanao fanazarantena amin’ny fiarovana azy ny mpitandro ny filaminana.

325 0
Banky Foiben’i Madagasikara Fianarantsoa: Tsy nisy nanafika izany fa nanao fanazarantena amin’ny fiarovana azy ny mpitandro ny filaminana.
Somary nanaitra ny maro ny zavanisy teny amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara Tsianolondroa io tolakandro io. Nanazava taminay mpanao gazety ireo mpitandro ny filaminana fa fanazarantena niraisan’ny tafika, zandary, ary ny polisim-pirenena izay misehatra amin’ny fiarovana ity Banky ity no nisy, izay nifototra amin’ny fiomanana amin’ny ambana amin’ny mety hisian’ny fanafihana.
Nanamafy ny mpitandro ny filaminanana sy ny Banky foibe fa tsy nisy fanafihana izany.
(Sary: ireo lehiben’ny mpitandro ny filaminana sy ny avy ao amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara)
Loharanom-baovao Dany Razafimahandry

Related Post

𝘉𝘖𝘕𝘕𝘌 𝘈𝘊𝘛𝘐𝘖𝘕: 𝙏𝘼𝙂𝙉𝘼𝙈𝘼𝙍𝙊 𝙉𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙊 𝙉𝙔 𝙃𝙊𝙋𝙄𝙏𝘼𝙇𝙔 𝗖𝗛𝗥𝗥 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔𝗧𝗢

Posted by - février 4, 2024 0
« 𝘛𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘦𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘬𝘰𝘫𝘢𝘬𝘰𝘫𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘰𝘮𝘣𝘰𝘯𝘢𝘯𝘢 » 𝘉𝘖𝘕𝘕𝘌 𝘈𝘊𝘛𝘐𝘖𝘕: 𝙏𝘼𝙂𝙉𝘼𝙈𝘼𝙍𝙊 𝙉𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙊 𝙉𝙔 𝙃𝙊𝙋𝙄𝙏𝘼𝙇𝙔 𝗖𝗛𝗥𝗥 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔𝗧𝗢   𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟬𝟯.𝟬𝟮.𝟮𝟬𝟮𝟰…