FIANARANTSOA : FANOFANANA IREO MPIKIRAKIRA SORA-PIANKOHONANA EO ANIVON’NY KAOMININA.

231 0

 Tao anatin’ ny 3 andro , niatrika fiofanana mahakasika ny sora-piankohonana, niarahana tamin’ny Ministeran’ny fitsinjaram-pahefana sy ny tetikasa PRODIGY, ireo mpikirakira ny sora-piankohonana eo anivon’ny Kaominina Ambonivohitry Fianarantsoa .

Ka isan’ny niatrika izany ny Ben’ny Tanana lefitra mirahalahy, ary ny tale misahana ny raharaha sosialy sy mpiara-miasa eo anivon’ny sora-piankohonana. Ankoatran’izay dia nisy ihany koa ireo avy amin’ny Fitsarana, ny teny anivon’ny Fitalevam-paritry ny fahasalamam-bahaoaka : Dokotera, rasazy.

Isan’ny niatrika izao fiofanana izao niaraka tamin’ireompiasan’ny Kaominina Ambonivohitra Fianarantsoa ireo. Hiditra hatrany amin’ny « digitalisation » sy ny « informatisation », mba hampalaky ny fikarakarana, ao anatin’ity Tetik’asa manan-danja amin’ny fampandrosoana ity.

Nangonin’i Ando Rafahatelo

📷© Commune Urbaine de Fianarantsoa

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐈𝐋𝐎𝐁𝐄

Posted by - novembre 4, 2025 0
Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana 𝑭𝑳𝑶𝑹𝑬𝑵𝑻 𝑺𝒐𝒂𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑩𝒆𝒕𝒚 𝑳𝒆́𝒐𝒏𝒏𝒆. Ny…