π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 | π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€

255 0
πƒπ’π¬π­π«π’π€πš πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€
𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 π€π¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš ππ„πŒππ€π‘π˜
π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€
-π™πšπ§ππšπ«π’π¦πšπ«π’πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ πŒπ€π…πˆ
πŸ‘‰Ny π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 izay lefitry ny Fibaikoana ny Vondrotobi-mparitry ny Zandarimariampirenena Moramanga miaraka tamin ny Ben’ny Tanana kaominina Bembary sy ny lehiben ny Boriborintany tao antoerana no nitarika ny hetsika ny andron ny 18 Avril 2025 tao amin ny Kaominina ity.
πŸ‘‰Hetsika izay fampandraisana andraikitra eny ifotony ireo vatan-dehilahy amanarivony ka nahitana solotena avokoa ny Fokontany rehetra mandrafitra ny kaominina notarihin’ny Lehiben ny fokontany isany avy.
πŸ‘‰Toromarika sy fanentanana mikasika ny ho fitandroana fahalemana no nomena ny rehetra ary natao ny fanamarihana ny Tagnamaro tao aorian izay ka tamin ny alalan ny fanadiovana ny tanΓ na sy ireo birao-mpanjakana rehetra.
πŸ‘‰Mazava ny hafatra fa mahavita zavatra tsara rehefa miray amin ny tsara sy mitambatra ka miteraka firaisankina.
Nangonin i Fidikely CrusoΓ©

Related Post

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025 0
Fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangam-bato manoloana ny garan’Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifon’ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona…

π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)

Posted by - avril 20, 2024 0
π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)   ✦Tonga ao Antsohihy ireo sinoa avy…