๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ฆ๐—ข๐—™๐—œ๐—” – Ambohipihaonan`ny ben`ny tanana 120

121 0
๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ฆ๐—ข๐—™๐—œ๐—” – Ambohipihaonan`ny ben`ny tanana 120 ny renovohitry ny faritra Sofia amin`ny faran`ny herinandro ity, hisy ny lanonana fametahana samboady azy ireo rahampitso sabotsy 19 aprily. Manoloana izany , maro ny olo manankaja tonga manatrika azt ity toy ny Minisitra mpiahy ny faritra Sofia.
Nigadona tao Antsohihy ny tenany atoandro izao.
Nitsena azy am-pahatongavana ny governoran’ny Faritra Sofia sy sokajin`olo maro
Nangonin’i Uni Raz

Related Post