π‹π€π•πŽπ’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 π™π€ππƒπ€π‘πˆπŒπ€π‘πˆπ€ π€ππƒπˆπ‹π€πŒπ„ππ€ πˆπ‹π€π˜ πŠπ€π‘π“πˆπ„ πŒπŽππˆπ‹π˜ πƒπ€π‡π€π‹πŽ Β«Β π‘π€πŠπŽπ“πŽπ’πŽπ€ πƒπˆπ“ πŠπŽπ“πŽ

132 0
β›”π˜½π™€π™π˜Όπ™‡π™€π™‘π˜Όπ™‰π˜Ό π™Žπ™” π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™π™Šπ™ˆπ˜Όπ™‡π˜Όπ™ˆπ˜Ό, π™π™Šπ™†π™Šπ™‰π™π˜Όπ™‰π™” π˜Όπ™‰π™„π™Žπ˜Όπ™‰’π™„π™π™€π™Š π™ˆπ˜Όπ™π˜Όπ™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™ƒπ˜Όπ™‡π˜Όπ™π™’π™Šπ™ˆπ˜½π™” π˜Όπ™Š π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™†π˜Όπ™Šπ™ˆπ™„π™‰π™„π™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™‰π™„π™‘π™Šπ™ƒπ™„π™π™π˜Ό π˜½π™€π™ˆπ˜Όπ™„π™π™Žπ™Š, π˜Ώπ™„π™Žπ™π™π™„π™†π˜Ό π˜Όπ™‰π˜Ώπ™„π™‡π˜Όπ™ˆπ™€π™‰π˜Ό.
▢️Nirotsaka tany an-toerana ny KomandΓ  TOBIASY, Komandy ny vondron-tobim-paritra ny Zandarimaria Andilamena, Kartie Mobily iray no fantatra fa tsy mampandry ireo faritra ireo izay anaty tambazotra mifandray tendro amin’ireo dahalo avy ao Sakoamadinika sy TsaratanΓ na Faritra Betsiboka. Lavon’ny Zandary nandritra ny fifanjevoana arak’izany i Rakotosoa (Kartie Mobily am-perinasa),
▢️Raha ny fiahiana sy fanompoana ny vahoaka no tokony anjara asany ankoatra ny fanampiany ny mpitondra eny ifotony sy ny mpitandro filaminana dia fambotriana mpiara-belona, fampijaliana sy fampahoriana ny mpiray tanindrazana no nafitsony (fandravana fananana sy fangalarana omby, famonoana sy fandorana tranon’olona, fanolanana renim-pianakaviana sy tovovavy mpamonjy tsena ambanivohitra miaro fanatahana ny mahavehivavy azy ireo amin’ny vy maranitra sns…)
▢️Velom-pisaorana ny Zandarimaria ny vahoaka eny antoerana amin’izao naha-lavo an’ity tsy mahataotody ity.
——Vaovao nampitaina—-

Related Post

π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Posted by - mars 29, 2024 0
Β«Β π…πˆπ“πˆπ€π•π€π-π“π€ππˆππƒπ‘π€π™π€ππ€ 𝐍𝐎 π…πŽπ“πŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€Β Β» π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny…

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…