Hatramin’ny niverenan’i Donald Trump tao amin’ny Maison-Blanche, dia nataony laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly iraisam-pirenena. Maro amin’ireo manampahefana ambony sy mpandraharaha Afrikanina no lasibatry Washington amin’izao fotoana izao. Anisan’ireo firenena voakasik’izany ny Nigeria
, Cameroun
, Gabon
, Afrique du Sud
, Guinée Conakry
, Soudan du Sud
, ary firenena maro hafa, izay voampanga ho tompon’andraikitra amin’ny fanodinkodinana goavana volam-panjakana.







Miaraka amin’ny fanohanan’ny CIA sy ireo masoivoho federaly amerikana hafa, dia nandray fepetra hentitra ny fitantanan’i Trump mba:




Mety izay ve no nampikatona an’i FES taty Madagasikara
io!?


Amin’izao fanapahan-kevitra izao, dia Washington dia mikendry:



Amin’izao hetsika izao, dia hanakorontana sy hanakororoka ireo tambajotra miafina amin’ny fitantanam-bolam-panjakana i Donald Trump, ka mampanantena fanaraha-maso henjana kokoa sy fepetra hentitra ho an’ireo izay tratra nanao kolikoly.
Tsy misy mahasakana ny halebiazan’ny zavatra ho avy…
