Hoy ny Ben’ny Tanana an’Antananarivo Renivohitra ao amin’ny Takelaka manokana ahitana azy :
ary hihaino sy hiaraka hitady aminareo ny fomba rehetra hanarenana ny tanร na an’Antananarivo.
Olona tsotra aho, olon’ny fihavanana aho ary tsy manana fahavalo politika.
Ny ahy ny fahavaloko dia ny korontana, ny tsy fandriampahalemana ary ny fahantrana.
Matoky aho fa ho avy mamiratra ary tena ho rehareha ny tanร nan’Antananarivo mba ho modely amin’ny lafiny fitantanana sy ny fampandrosoana ary ny sosialy ka tsy hisy hadinoina na ho voahilikilika.
Koa manentana antsika rehetra tsy ankanavaka aho,ndao hifanome tanana hampandroso an’Antananarivo.
Satria Ahy,Anao,Antsika rehetra Antananarivo.
Raha tsiahivina dia ny Zoma 24 volana Janoary 2025 no nametrahana an’ity Ben’ny tanana vaovao hitondra ny tananan’i Renivitr’i Gasikara ity tamim-pomba ofisialy
Nangonin’ Lay Mahitsy