Tohin’ilay PV tsy hita tao Miandrivazo

281 0

πŸ‘‰Tohin’ilay PV tsy hita tao Miandrivazo πŸ‘ˆ

▢️ MANAO HOSOKA NY KANDIDA IRMAR AO AMIN’NY KAOMININA AMBANIVOHITRA AMPANIHY DISTRIKAN’NY MIANDRIVAZO

βœ… Nitondra fanazavana ny fandikan_dalΓ na sy hosoka ataon’ny kandida IRMAR ny kandida NΒ°4 Lantonandrasana YacΓ© ClΓ©rc dit Lanto Sakalava izay natolotry ny Firaisankina ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampanihy izay nilaza fa tsy mahazaka resy ny kandida an’ny IRMAR ka miezaka manao fangalaram_bato mampitombo ny vatony sady mangalatra sonia ihany koa

Nangonon’i RA PA

 

Related Post

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ | π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€π-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ π‡πŽ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€π’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…