๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ | KANDIDA Nยฐ3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA

1928 0
KANDIDA Nยฐ3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA
Namerina ny TOKY Teo Antamponivinany androany,nandritra ny FARADOBOKA FAMPIELEZAN-KEVITRA ho an’Ambositra Ambonivohitra.
๐Ÿ‘‰Tsy hamono fa hiaro sy hanasoa ny Vahoaka,hitondra fampandrosoana ho an’Ambositra.
๐Ÿ‘‰Ireo foto-drafitr’asa filร n’ny vahoaka Dia hametraka ho laharam-pahamehana…
๐Ÿ‘‰Fanatsarana ireo Lalana mampifandray ireo Fkt maro, RANO fisotro madio,hazavana hiantoka fandriampahalemana…
๐Ÿ‘‰Fanomezana endrika ny tanana @ fanatsarana na fananganana ireo mety hampiavaka ny tananan’Ambositra ยซย Ambositra les Rosesย ยป tanana madio milamina,hahasarika mpizaha tany, @ maha renivohitry ny asa tanana azy.
๐Ÿ‘‰Fanomezana fampiofanana hanatsarana ny fahaiza-mano ara-teknika ho an’ireo tantsaha hanatsarana ny fampidirambola isa-tokantrano sy fampandrosoana ny maha olona.
๐Ÿ‘‰Fanatsarana fomba fiasa ao @ Kaominina.
๐Ÿ‘‰Mila hajaina ny vahoaka ary omena asa ara-kalitao sy ara-potoana. Tsy handefitra @ endrika kolikoly rehetra ao Kaominina…hamerina ny tamberin’andraikitra ho an’ny vahoaka araka ny filร n’ny eny amin’ny Fokontany
๐Ÿ‘‰ยซย Ambositra ho Tร nana mahate-honina…ny Vahoaka ao aminy,vahoaka mandroso
๐Ÿ‘‰Nanotrona izao faradoboka izao ny depute Liva Rason,nanamafy ny fanohanana azy sy ny fiaraha-miasa ho fampandrosoana an’Ambositra
Nangonin’i Fenitraย 

Related Post

๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’I ๐—๐—˜๐—ก๐—˜๐—ฅ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”

Posted by - octobre 3, 2025 0
๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—˜๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฆ๐—˜ ๐—˜๐—Ÿ๐—”๐—›๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—˜ ; ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—น๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ฒ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒฬ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฆ๐—ผ๐—ฐ๐—ถ๐—ผ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ : ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‹๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚๐’’๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’’๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’…