Tonga nanatrika ny Festival Botry ny Governoranβny faritra Menabe izay notrononβAndriamatoa Patrick Rajoelina ; nisaotra sy nankasitra ny mpikarakara moa izy ary nilaza fa hery lehibe ho anβny fizahan-tany sy ny fampandrosoana ny faritra Menabe ny festival toy izao ka hamporisihana ny rehetra aminβny fifanohanana .
Manankarena ny faritra Menabe ary afaka mandroso tsara ka izany no hanotronanβny mpanolon-tasina ny filohampirenena ny governoranβny faritra Menabe aminβizao festival izao hoy andriamatoa Patrick Rajoelina ary nilaza koa izy fa akaiky ny filoha ity faritra ity ary nanentana ny mponina aminβny fidrandrahana ireo vokatra maro hananβny faritra mba hampandroso anβny Belo sur Mer
Nangononβi RA PA