ππ€ππŽπ‹πŽπ“π‘π€ π…π€ππ€πŒππˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐄𝐍 πŒπ„ππ€ππ„ π’π˜ 𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐑𝐑 ππ€πŒπ€π‡πŽπ‘π€ 𝐍𝐘 πŠπŽπ’πˆπ‹πˆπβ€™ππ˜ πŒπŽππ€π‚πŽ

340 0

Tonga nitsidika ny ato amin’ny faritra Menabe ny iraka avy amin’ny Konsilin’ny Monaco izay notarihin-dramatoa Adel Ramamonjisoa talen’ny tetikasa konsilin’ny Monaco ka nitodika manokana amin’ny sehatry ny fanabeazana sy ny fahasalamana ny iraka izay nataon’izy ireo tamin’ity ka nisy ny fanolorana fitaovana ho an’ireo cisco dimy mandrafitra ny DREN Menabe ary fitaovam-panatanjahan-tena ho anireo mpianatra entina mitaiza vatana sy hiatrehana ny fanatanjahan-tena an-tsekoly an-koatr’izay moa dia nisy koa ny fanolorana fitaovana entina hanampiana ny CHRR Namahora ka velom-pisaoranatamin’izany ireo tompon’andraikitra solon-tenam-panjakana ato Menabe izay notarihin’ny PrΓ©fet ny Morondava ary maniry ny hitohizany’ny fiaraha-miasa hatrany .
Nangonin’i RA PA

Related Post

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…

DepiotΓ© Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - fΓ©vrier 22, 2026 0
πƒπ„ππˆπŽπ“π„Μ 𝐇𝐀𝐉𝐀 πƒπˆππ€π‡ π’π˜ πŒπ€πƒπŒπ€π— : ππˆπ“πŽππƒπ‘π€ π…π€ππ€πŒππˆπ€ππ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππƒπ‘π€π‡π€π‘π€π‡π€ 𝐍𝐘 π…πŽππ‰π€ π’π˜ πˆπ‘π„πŽ π•πŽπ€π…πŽππ‰π€ π“π€πŽ π€πŒππ€π‹π€π“π€π•πŽπ€π‡π€ππ†π˜ π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ Nitohy…

π‹π€ππŽππ€ππ€ π…π€ππŽπŠπ€π…π€ππ€ 𝐍𝐘 Β«Β π“π„π“πˆπŠπ€π’π€ π“π’πˆπŒππˆππ€Β Β»

Posted by - aoΓ»t 10, 2024 0
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, anio 09 aogositra 2024, tetsy amin’ny « Gymnase Couvert MahamasinaΒ Β», ny Tetikasa Tsimbina izay notarihin’ny Filoham-pirenena Andry…