C.U MORONDAVA KANDIDA ZAZAH LAHARANA FAHA 5

301 0

Nilaza ny kandida ZAFERA Namaloza Ulrich dit Zazah androany nandritrin’ny antsapaka ny laharana ho an’ireo kandida fa sady vonona izy no vanona

laharana faha 5 moa no azon’ity kandida ity nandritrin’ny antsapaka ka izay no laharana entiny amin-ity fifidiana ben’ny tanana izay atao ny faha 11 dΓ©cembre izao , na dia misy asa ny fanoloana ireo lehiben’ny fokotany dia matoky ny fahendren’ny mpitondra fanjakana ny tenana hoy hantrany izy

Nangonon’i RA PA

Related Post

Ny Kolonely Ratsimandrava Richard

Posted by - fΓ©vrier 11, 2024 0
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…