FIARAHAMONIM-PIRENENA « ANDRIMASO »

336 0
Efa hita misandrahaka manerana ny faritra ity Fiarahamonim-pirenena ity, ary efa manana Mpikambana miisa 20 000 isa eo ho eo, ny fivoizana ny fampihavanana, ny tan-tsoroka amin’ny sosialim-bahoaka , ny fanarahamason’ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny no tena asa himasoan’ity Fikambanana fiarahamonim-pirenena Andrimaso ity.
Izany no fantatra dia nohon’ny tafatafa nifanaovanay tamin’Andriamatoa Andry RAVELOSON, izay Filoha Nasionalin’ity Fikambanana ity
Nangonin’Lay Mahintsy

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao amin’ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra tamin’ny fanentanana…