Na dia mbola sarotra sy tsy mahazatra antsika Gasy aza ny hoe vehivavy manao politika indrindra fa ny eny ambanivohitra dia tsy nahasakana ny kandida TSIRENGE Soafiavy Vinà izay natolotry ny IRMAR ao amin’ny kaominina ambanivohitra Befasy distrika Morondava tsy hirotsaka ho fidiana izany satria maniry ny hitondra fampandrosoana eo amin’ity kaominina nalehibe azy ity ny tenany ary nambarany mazava fa mavita lavitra noho ireo lehilahy ny vehivavy raha fampandrosoana sy fitantanana
Related Post
Nitsidika ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , etsy Ambohidahy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Augustin Andriamananoro
Nitsidika ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , etsy Ambohidahy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Augustin…
𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 : 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎
TONTONSA ANDROANY NY FAMINDRAM_PITANTANANA NY BEN’NY TANANAN’NY KAOMININA AMBONIVOHITRA MORONDAVA Androany maraina no natao teo amin’ny biraon’ny kaominina Ambonivohitry Morondava…
Fanasalorana samboady ny ben’ny tanàna 24 distrikan’I Mandoto sy Antanifotsy ary Antsirabe I.
Natao teto Antsirabe ny zoma teo ny fanasalorana samboady ny ben’ny tanàna 24 mianadahy voafidy tamin’ny distrikan’I Mandoto sy Antanifotsy…
𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡𝗬: 𝗡𝗢𝗥𝗔𝗜𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔.
Alarobia 24 Janoary 2024, teo anivon’ny Fitsarana Tampony Anosy, Mpianatra ho Mpitsara miisa 100 no nanao fianianana. 60 Mpianatra…
TOAMASINA | ANJATONY IREO NISITRAKA NY FAMOTSORAN-KELOKA FAOBE
Miisa 417 ireo voafonja nisitraka ny famotsoran-keloka faobe,ka ny 127 amin’izy ireo no avoaka eo noho eo, ka nanomboka ny…


