πŸ“· π™‹π™ƒπ™Šπ™π™Šπ™ˆπ˜Όπ™‰π™„π˜ΌπŸ“·: π˜Όπ™ˆπ˜½π™Šπ™ƒπ™„_π™‹π™„π™ƒπ˜Όπ™Šπ™‰π˜Όπ™‰’π™„π™π™€π™Š π™ˆπ™‹π˜Όπ™‰π™†π˜Όπ™π™” π™Žπ™” π™ˆπ™‹π™„π™Žπ™€π™ƒπ˜Όπ™π™π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™π˜Όπ™†π˜Όπ™‰π˜Ό π™Žπ˜Όπ™π™”πŸ“Έ

20 0

πŸ”΄ Anarivony ireo mpaka saryπŸ“Έ eto Madagasikara saingy mbola ankavitsiana no misoratra ara_panjakana izay antsoina hoe matihanina. Miisa 33 fotsiny izany raha ny nambaran’ny mpikambana iray ao amin’ny Union des Photographes Professionels de Madagascar. Maro anefa ireo tanora malagasy liana sy misehatra amin’ny tontolon’ny fakana sary πŸ“·raha ny hita ankehitriny.

πŸ”΄ Ho fampivondronana ireo mpankafy sy misehatra amin’ny fakana saryπŸ“·; ahafahana mampahafantatra misimisy kokoa sy hifampizarana traikefa ary fahaizamanao manodidina ny fakana saryπŸ“· izay indrindra no tanjona amin’ny hetsika PHOTOMANIAπŸ“Έ.

πŸ”΄ Hetsika izay ho tontosaina eny amin’ny Urban Futsal _ Galaxy Andraharo ny 27 sy 28 ny volana septambra 2024 ho avy izao izay ny TELMA Madagasika moa no mpanohana ofisialy

πŸ”΄ Hisy ny fampiratiana sy fivarotana fitaovana sy kojakoja manodidina ny resaka saryπŸ“·; eo ihany koa ny toerana manokana ahafahana manao « shootingΒ Β».

πŸ”΄ Akotr’izay, hisy ihany koa ny fifaninana hanomezana loka avy amin’ny Telma sy ireo mpanohana ho an’izay mpandresy amin’ny fiafaran’ny ity hetsika ity.

πŸ“M.Elvina

 

Related Post

π‡π€π“π€πŽ π•π€πŠπŽπŠπ€ πŒπ„ππ„ππ‘π€ππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 𝐆𝐀DπŽππ€ π“π’π€ππˆπŠπ„.

Posted by - mars 4, 2024 0
Noraisin’ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© ireo delegasionina avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy Kolotsaina izay notarihan’ny Tale jeneralin’ny…