πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π‘π„ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€πŒππ€π“πŽππƒπ‘π€π™π€πŠπ€

285 0
Anisan’ireo kandida hirotsaka ho fidiana ben’ny tanana eto amin’ny Kaominina Renivohitra Ambatondrazaka Andriamatoa RATAFITA Solofoharivony Fanantenana dit Fanah Prod amin’ny fifidianana ho tanterahina ny 11 Desambra 2024 ho izao.
Zava-dehibe aminy hoy izy ny fangataha-tsodrano amin’ireo Ray aman-dReny sy tangalemena ka niroso tamin’izany izy amin’izao fotoana izao, koa tany amin’ny Fokontany Anosindrafilo, Antanifotsy no efa nolalovany ary teto amin’ny Fokontany Ambodimanga no nanaovany izany androany Alakamisy 05 Saptambra 2024.
Raha ny fantatra moa dia vonona amin’nyΒ  fanohanan’azy avokoa ireo antoko na fikambanana ao anatin’ny vovonana IRMAR Ambatondrazaka ary miara dia aminy hatrany amin’ireo fitsidihana Fokontany ataony.
Kandida misokatra amin’ny rehetra ny tenany ary mipetraka ho kandidam-bahoaka ka miantso ny fanohanan’ny rehetra ahafahana mitondra fanatsarana sy fampandrosoana ny Kaominina Renivohitra Ambatondrazaka.
πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ | π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€π-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ π‡πŽ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€π’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…

Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐌𝐩𝐒𝐀𝐚𝐭𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐓𝐆𝐕 π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ₯𝐚𝐳𝐚 | πŸπ’πŸπšπ¦π©π’πšπ«πšπ‘πšπ›πšπ§πš 𝐧𝐨𝐑𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 — Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao…

FAMPIELEZAN-KEVITRA π€πŒππ€ππˆπ‡π˜ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
π„πŸπšπ­π«πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐒π₯𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐨 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐬𝐨π₯π¨π¦π›πšπ―πšπ¦π›πšπ‘π¨πšπ€πš 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πƒπ’π¬π­π«π’π€πšπ§’𝐒 π€π¦π©πšπ§π’π‘π² 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐑𝐒𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 19 π“π¨πžπ«πšπ§πš 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…