๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป`๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐—ต๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป`๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ

137 0

(๐–ฌ๐–บ๐—’ ๐—‡๐—’ ๐—๐—ˆ๐—…๐–บ ๐—‚๐—„๐–บ๐—‹๐–บ๐—„๐–บ๐—‹๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐—‚๐–ฝ๐—‚๐—‹๐–บ๐—‡`๐—‡๐—’ ๐—†๐—‰๐—‚๐–บ๐—‡๐–บ๐—๐—‹๐–บ)
โœฆKilan`ny afo ny fananana tao an-tokantranon`ny raim-pianakaviana iray ao Ankitsikitsivaha fokontany Maroamboka distrikan`i Mandritsara. Afo miredareda no nivantanana raha sendra avy namonjy velontena omaly sabotsy tolakandro tamin`ny 2 ora sy 30 minitra. Tsy nisy olona firy teo an-tanana ka nanano sarotra fifehezana ny afo, hoy ireo nanatrimaso. Tamin`ny 4 ora vao maty tanteraka izany.
Tonga nijery ny zava-misy ny mpitandro filaminana, fantatra tamin`izany fa afo tamin`ny kitay avy nandrahoana sakafo no nitarika ny firehetana. ยซย Sahirana izahay izao, may ao ny vola ikarakarana fidiran`ny zanakay 3, ny roa kambana vao hampidirana an-tsekoly hajanonaย ยป hoy ny renim-pianakaviana.
Miantso ny malala-tanana izy ireo hanampy.
Nangonin`i Claudio

Related Post