Mampiakam-peo i Madame Carrozza Heliarisoa fa mbola voatazona i Rasambozafy Cyril.

312 0

Mampiakam-peo ao amin’ny Gazety an’habaka AKO INFOS tantanany i Madame Carrozza Heliarisoa

Antso mahakasika indrindra ny tsy fahamarinan’ny vaovao aely fa efa nohafahana sy navotsotra Andriamatoa Rasambozafy Cyril.

Nambarany fa mbola voatana ao amin’ny Fonjaben’ny Manajary ity Filohan’ny Fikambanana BAAM ity, miaraka amin’i namana iray antsopina hoe Jamais Mort.

Raha tsiahivina, dia nosamborin’ny Mpitandro filaminana tao Masianaka Vangaindrano ingahy Cyrille Rasambozafy, sy ny mpiambina ny datin’ny faha 10 Jolay lasa teo, ary voambara fa mbola voatazona hatramin’izao ora hanoratana izao, arak any tatim-baovao hatrany.

Ho arahintsika avy hatrany ny fanazavana, sary nalaina tao amin’ny rindrin’ny AKO INFO.

Loharano nanovozana : AKO INFOS

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
𝐕𝐎𝐍𝐉𝐄𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐌𝐁𝐘 𝐅𝐀 𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐀𝐇𝐀𝐋𝐎 𝐓𝐀𝐌𝐏𝐈𝐌-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…