π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž

306 0
π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž
—-
Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao Verrerie androany. Nosafidin’ny Fikambanana TMM 501,ny tao amin’ny CSB Tanambao Verrerie ,nanaovana asa soa toy ny fanaon’izy ireo isan-taona.
Nisy ny famoran-jaza maimaim-poana ka zaza miisa 300 no vita hasoavana.
Nisy koa ny fitiliana diabeta sy tosid-rΓ  maimaim-poana.
Β Β» Ny tanjona dia ho fanampiana ny mpiara-belona mba hisitraka tolotra ara-pahasalamana ,fa eo ihany koa ny fampihenana ny vesatry ny Ray amand-Reny amin’ny famoran-janaka ankatok’izao ririnina izaoΒ Β»
Tonga maro ny olona ary nankasitraka an’Atoa Abraham Franck ,Filoham-boninahitry ny TMM 501.

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž…