π ππππππππππ ππππππ`ππ ππππππ πππππππππππ- πππ ππππππ πππππ`ππ π πππππππππππ πππππ-πππππππ πππ π πππππππππ ππππ ππππ ππππππ π‘π¬ π¦πππ’ππ¬ π ππ π£ππ‘ππ’
Tsy nataon`ny mpitantana ny Sekoly MAPINGO ao Mandritsara ambanin-javatra ny lohahevitra avy amin`ny Minisiteran`ny Fanabeazam-pirenena hoe « πππ€π¨π₯π² π’π―π¨π§`π§π² ππ’ππ«ππ‘ππ¦π¨π§π’π§π, π¦π©π’ππ§πππ«π π―π¨π§π¨π§π π¬π² π―ππ§π¨π§π π‘π¨ ππ¦π’π§`π§π² πππ§ππ«π¨π¬π¨ππ§π π₯π¨π―ππ’π§π£πππ²Β Β» « Naneho feno izany izahay ato amin`ny πππ€π¨π₯π² πππ©π’π§π π¨ satria mitaiza ireo ankizy ho filamatra eo anivon`ny fiarahamonina izay no nifantohan`ny andron`ny sekoly izay tato aminayΒ Β» Directrice, Ravelomanaja Egea.
Nanamafy izany koa ny Mpanorina ny sekoly, RAVELOARISOA Viviane fa hanohy ny ezaka sy fahatokiana napetraky ny Raiamandrenin`ny Mpianatra ny sekoly ary manaraka koa ny toromarika momba ny fanabeazana avy amin`ny fitondram-panjakana. Tsiahivina fa ankalazaina mandritra hateloana ny andron`ny sekoly 28, 29 febroary ary 01 martsa 2024, tsy diso anjara amin`izany sekoly iray manana ny maha izy azy ao Mandritsara ity. Fialamboly samihafa ary fandravahana tanin-tsekoly no nanamarihana izany nanomboka omaly.
Nangonin’i Claudio