FORT-DAUPHIN. ๐๐๐ก๐ข๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฃ๐ฃ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐- ๐ฃ๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก๐ง๐๐ก๐ฌ ๐๐ ๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐ – ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ผ๐น๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ- ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผฬ๐๐
Araka ny programanโasa ny fitondram-panjakana mahakasika ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ eto Madagasikara aminโny alalanโny Ministeranโny Fampianarana, dia ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐ผ- ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฃ๐ฃ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ- ๐ฝ๐ฒ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ho fanatanterahana izany ny Faritra Anรดsy izay tarihinโi Ramatoa Governora Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ฝ๐ผ๐บ- ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ.
EPP manara- penitra ahitana efitrano 4: โsalles de classe 2, birao ho anโny talen-tsekoly 1 ary efitrano famakiam-boky 1 ยป no haorina eto aminโny fokontany Ambinanibe, Kaominina Faradofay.
120 andro no faharetanโny asa fanamboarana izay natomboka androany taminโny fametrahana vato fototra niarahana taminโireo tomponโandraikitra eo anivonโny fampianarana eto an-toerana sy ireo ray aman-dreny ny mpianatra ary ireo ray aman-dreny an-tanร na ao aminโny fokontany misitraka izao foto-drafitrasa izao, teo anatrehanโ ireo manam-pahefana isan-tsokajiny eto aminโny Kaominina Tรดlagnaro ( Soloteannโny benโny tanร na sy ny sefom-pokontany).
Nangonin’i ARRONE KENNEDY.