π•πŽπ€π‘πŽππ€ 𝐍𝐘 π“π‘π€ππŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€πŒπ€π’π‚π„ππ„ π‘π€π“πˆπ€π‘πˆπ•π„π‹πŽ, π“πŽπŒππŽπ’𝐍𝐘 π†π€π™π„π“π˜ 𝐀𝐍’π‡π€ππ€πŠπ€ π€ππŽπ€π‡πŽ-π€ππŠπˆπ€πŠπ€

280 0
Nisy niditra an-keriny tokony ho tamin’ny 02 maraina androany 14 Janoary 2025 ny trano petrahan`i Damascene Ratiarivelo ao Antsohihy.
Lasa tamin’izany ny tΓ©lΓ©phone ampiasainy amin’ny asany, ny tablette fampiasain’ny zanany, tΓ©lΓ©phone tsotra miisa 03, ny speaker mandeha bluetooth – changeable, power bank, chargeur, vary tahiry tao an-trano rehetra, ny poketra misy vola sy kara-panondro, karatra maha mpanao gazety, cartable misy logo Aboaho Ankiaka sns.
Raha sendra hitanareo na misy mivarotra dia mba omeo vaovao izahay na manampahefana akaiky anareo any.
Efa manao procΓ©dure rehetra ahafahana mamerina ireo izay azo averina toy ny compte Facebook izay efa azony ampiasaina izao, ny laharana 034 96 912 83 efa vita rΓ©cupΓ©ration ny maraina iny ihany fa orange sisa averintsika tolakandro.
Na eo aza ireo olana mandaloβ€š tsy miverin-dalana na mitanondrika isika fa mijoro ary manantena ahita fandresena sy fahombiazana fa mifandimby ny rahona sy ny Masoandro.
Mirary ny tsara hoantsika rehetra.
Angombaovaon’i Claudio

Related Post

Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…