Manoloana ny fiparitahanโny aretina maso ao aminโny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka aminโireo tompim-pahasalamana rehetra, ny fanafody sy kojakoja ๐๐ง๐๐ข๐๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง๐ฒ ilaina handraisana an-tร nana ireo marary.
Mpiasan’ny fahasalamana ato anatin’ny farim-piadidiam-pahasalamana miisa 10 mianadahy no nahazo fiofanana mahakasika ny fitsirihana ireo sakafo amidy sy ho azo…