π
ππ«π’ππ«π πππ
ππ – ππ¨π§π π π’π«ππ¨ π¬π’π§π¨π π‘ππ§ππ¦ππ¨πππ«π π₯ππ₯ππ¦-π©π’π«ππ§ππ§π πππ‘π-31 ππ’π¬ (ππ§ππ¬π¨π‘π’π‘π² – ππππ₯ππ§ππ§π)
β¦Tonga ao Antsohihy ireo sinoa avy amin`ny orinasa hanamboatra ny lalam-pirenena faha-31 mampitohy Bealanana sy Ankazobetsihay RN6. Noraisinβny Governoran’ny faritra Sofia, Jeneraly Lylison RenΓ© De Rolland, tao aminβny birao fiasany androany zoma 19 Aprily 2024 ireo tomponβny orinasa nahazo ny tolo-barotra aminβny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-31bis ( RN31 bis) izay mampitohy anβ Antsohihy – Bealanana, miainga avy eo Ankazobetsihay ka hatrany aminβny tampon-tanΓ na Bealanana.
Hijery toerana hametrahana ireo fitaovana hampiasaina izy ireo mba ho fanomanana ny firosoana aminβny asa lΓ lana ho tara ( goudron).