๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š

46 0

๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š

๐Ÿ“Œ RISCO ,ilay tovolahy maty rehefa notazonina tao amin’ny Biraon’ny Commune Amdasibe taminโ€™ny volana oktobra 2023.
Toy izao ny zava-nisy araka ny fanazavan’ny vadiny sy ny fianakaviany akaiky azy :

๐Ÿ“Œ ยซย Voatonon-tonona ho mpiray tsikombakomba tamina andian-jatovo mpifoka rongony sy mpamaky trano ilay tovolahy antsoina hoe RISCO IO.

๐Ÿ“Œ Raha nahare izany ny Dรฉlรฉguรฉ avy tao Andasibe dia tonga tao amin’ny toeram-ponenany naka azy ny alahady maraina, ka noentin’ny tao amin’ny biraony Kaominina Andasibe Distrikan’i Vavatenina,i RISCO avy eo nahidin’izy ireo tao anaty birao sady nofatorana sy nodarohana.

๐Ÿ“Œ Nahare an’i Risco nitaraina ny manodidina ka nangataka ny mba hamoahana azy tao saingy tsy nanaiky izany io Dรฉlรฉguรฉ io. Hatramin’ny vadiny izay tonga hanatitra ny sakafony aza dia nahazo fandrahonana tamin’io Dรฉlรฉguรฉ io.

๐Ÿ“Œ Efa kely aina ilay tovolahy vao navoakany ary naratra sy manga ny vatany ka nitarika taminโ€™ny fahafatesany. Tsy nisy fanadihadiana natao tamin’i Risco ,ary tsy fantatray mazava ny tena antony namonoany azyโ€, hoy hatrany ireo fianakaviana.

๐Ÿ“Œ Ny volana novambra 2023 no niakatra Fampanoavana tao aminโ€™ny TPI Fรฉnรฉrive-Est ny raharaha. Olona 4 no niakatra parquet ka 2 MD. Anisany mbola miriaria ilay Delegue Andasibe

๐Ÿ“Œ Manolana ity tranga ity dia mitaraina ny vady izay navelan’i Tompokolahy RISCO sy ny Dadiny izay nitaiza azy ary manao antso avo amin’ny manampahefana isan’ambaratongany izy ireo mba hampihatra ny sazy amin’ireo izay nahavanon-doza satria mahatsiaro voan’ny tsindry hazo lena ary malahelo satria namoy havana..


Nangonin’Lay Mahintsy
๐Ÿ“ท Mickaelys Kamy Ndiamahazo

Related Post

๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ!

Posted by - juillet 14, 2024 0
๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ! (๐–ญ๐—‚๐—Œ๐—’ ๐—‡๐—‚๐—๐—‚๐–ฟ๐—‚๐—๐—‹๐–บ ๐—๐–พ๐—ˆ ๐–บ๐—†๐—‰๐–บ๐—‡๐–บ๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐–พ๐—…๐–พ๐—“๐–บ๐—‡-๐—„๐–พ๐—๐—‚๐—๐—‹๐–บ) โ˜†Hatairana no nandrenesan`ny vahoaka…