πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€ πŒπŽπ‘πŽππƒπ€π•π€ : πŒππŽπ‹π€ πŒπˆπ’π˜ πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π“π’π˜ πŒπˆπ’π˜ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡π€π“π‘π„π“πŽ

203 0

Amin’izao iray andro mialohan’ny hikatonan’ny fotoana fametrahana ny taratasy firotsahana ho fidiana ben’ny tanana izao 11 hatreto ireo kandida efa nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiny ato amin’ireo kaominina enina mandrafitra ny distrikan’ny Morondava ka telo ho an’ny kaominina ambanivohitra BemanongaΒ ; Β telo Β koa ho an’ny kaominina ambanivohitra Marofandilia raha iray ho an’ny kaominina ambanivohitra Belo sur Mer ary telo ho an’ny kaominina ambanivohitra BefasyΒ , ho an’ny kaominina ambonivohitra Morondava iray raha mbola tsy misy kosa ny kaominina ambanivohitra Analaiva

Hatreto dia mbola iray ihany ny Β kandida natolotry ny antoko nametraka taratasy filatsahan-kofidiana eo anivon’ny OVEC Morondava izay natolotry ny antoko Β ARB ao amin’ny kaominina ambanivohitra Bemanonga Β fa ireo kandida folo kosa dia amin’ny anaran’ny tsy miankina avokoa Β no hirotsahanany

Nangonin’i RA PA

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ |π“πšπŸπšπ©πžπ­π«πšπ€πš 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒π₯𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-π€π¨πŸπ’ππ’πšπ§β€™π’ 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…