Tarika MAGE4 | Hikopak’elatra i KEN

465 0
Araky ny vaovao nambaran’ny tarika MAGE 04 , dia hiala ao amin’ny Tarika Mage4 i Ken , hiova gadona mihintsy ny lehilahy ary mbola hanohy mozika hatrany araka ny filazany.
 
38 taona i Ken ankehitriny ary mbola ao anatin’ny heriny tanteraka…
Hoy indrindra ny Tarika Mage4 amin’izao fialan’i KEN izao
 
๐Ÿ™MISAOTRA taminโ€™ny ZAVA-DREHETRA lesy Ken
Nitondra avo dia avo ny tarika ialahy sady rahalahy andry niankinanay rehetra tato @ tarika. Ankehitriny dia mitsodrano an’ialahy @ izay Projet rehetra kasaina @ Mozika sy ny fiainana manontolo. Manana toerana eto anivon’ny tarika mandrakizay ialahy Ken
ยซย MAGE 4 UN JOUR, MAGE 4 POUR TOUJOURSย ยป
Nandalo sedra maro ny tarika tao anatinโ€™izay 30 taona mahery izay tao ny nampalahelo fa ny betsaka indrindra dia ny fifaliana niaraka taminareo. Nanosika anay hiroso hatrany ny fitiavanareo sy ny fanohananareo. Ankehitriny, tonga aminโ€™ny kihon-dalana vaovao izahay ary mino izahay fa hiaraka hamakivaky ity pejy ity isika satria ianareo no herinay.
 
MAGE 4 dia efa nametraka hatrany am-boalohany fa institution ny tarika, izany hoe tsy hijanona mihitsy fa hisy foana ireo manan-talenta hifandimby handrafitra izany. Tsy maintsy hisy araka izany ny casting lehibe ho ataonay hijerena izay mpikambana vaovao hiara-dalana aminay indray.
Misaotra hatrany aminโ€™ny fitiavanareo
Samy faly ๐Ÿค˜
 
 
Mirary soa hoan’i Ken
 
๐Ÿ†” Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
๐๐Ž๐‘๐“-๐๐„๐‘๐†๐„ | ๐๐€๐๐†๐€๐“๐€๐‡๐ˆ๐’๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐‡๐ˆ๐‘๐Ž๐“๐’๐€๐Š๐€ ๐‡๐Ž ๐ƒ๐„๐๐ˆ๐Ž๐“๐„ ๐ƒ๐ซ ๐€๐ƒ๐Ž๐‹๐๐‡๐„ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐„๐Œ๐€ ๐“๐„๐Ž ๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐“๐€๐“๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€ ๐๐„๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐™๐˜. Manana zo…

๐—Ÿ๐—ฌ๐—–๐—˜๐—˜ ๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—˜ ๐— ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐——๐—”๐—ฉ๐—” ๐—›๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—™๐—™๐—œ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—œ๐— ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ

Posted by - septembre 9, 2024 0
๐‘จ๐’“๐’‚๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’…๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ 2024-068 ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š 23 ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’๐’‚๐’“๐’š 2024 ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘ญ๐‘ฐ ๐’†๐’๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ฌ๐‘ท๐‘ท ๐’”๐’š ๐‘ช๐‘ฌ๐‘ฎ…